Files
iD/dist/locales/mg.json
2018-06-14 08:17:17 -04:00

283 lines
13 KiB
JSON

{
"mg": {
"icons": {
"information": "fanazavana",
"remove": "hanala",
"undo": "hanafoana"
},
"modes": {
"add_area": {
"title": "Faritra",
"description": "Hampiditra faritra maitso, trano, farihy na faritra hafa amin'ny sarintany.",
"tail": "Tsindrio eo amin'ny sarintany raha hanomboka hanoritra faritra, ohatra hoe faritra maitso, farihy, na trano."
},
"add_line": {
"title": "Tsipika",
"description": "Hampiditra làlana, arabe, làlan-tongotra, lakan-drano na endri-tsipika hafa amin'ny sarintany.",
"tail": "Tsindrio eo amin'ny sarintany raha hanomboka hanoritra làlana, làla-masaka na arabe."
},
"add_point": {
"title": "Teboka",
"tail": "Tsindrio eo amin'ny sarintany raha hanampy teboka."
},
"browse": {
"title": "Hisava.",
"description": "Akisaho ary hakaikezo ny sarintany."
},
"draw_area": {
"tail": "Tsindrio raha hampiditra vona eo faritra misy anao. Tsindrio ilay teboka voalohany raha hamarana ny fanoritana faritra."
},
"draw_line": {
"tail": "Tsindrio raha hanampy vona amin'ny tsipika. Manindria eo amin'ny tsipika hafa raha hampitohy amin'izy ireo, manaova tsindry in-droa raha hamarana ny tsipika."
},
"drag_node": {
"connected_to_hidden": "Tsy mety ovaina ity satria mifandray amina zavatra izay tsy miseho."
}
},
"operations": {
"add": {
"annotation": {
"point": "Nanampy teboka.",
"vertex": "Nanampy vona.",
"relation": "Nanampy fifandraisana."
}
},
"start": {
"annotation": {
"line": "Nanomboka tsipika.",
"area": "Nanomboka nanoritra faritra."
}
},
"continue": {
"key": "A",
"title": "Hanohy",
"description": "Hanohy ity tsipika ity.",
"not_eligible": "Tsy misy tsipika azo tohizana eto.",
"multiple": "Misy tsipika maromaro azo tohizana eto. Raha hisafidy tsipika iray dia tsindrio ny Shift ary tsindrio eo amin'ilay tsipika hofantenina.",
"annotation": {
"line": "Nanohy tsipika.",
"area": "Nanohy nanoritra faritra."
}
},
"cancel_draw": {
"annotation": "Nanafoana ny fanoritana."
},
"circularize": {
"title": "Hanaboribory.",
"description": {
"line": "Hanaboribory ity tsipika ity.",
"area": "Hanaboribory ity faritra ity."
},
"key": "O",
"annotation": {
"line": "Nanaboribory an'ilay tsipika.",
"area": "Nanaboribory an'ilay faritra."
},
"not_closed": "Tsy mety atao boribory ity satria tsy mihodina tanteraka.",
"too_large": "Tsy mety atao boribory ity satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
"connected_to_hidden": "Tsy mety atao boribory ity satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."
},
"orthogonalize": {
"title": "Efajoro",
"description": {
"line": "Hampahitsy ny zoron'ito tsipika ito.",
"area": "Hampahitsy ireo zoron'ito faritra ito."
},
"key": "S",
"annotation": {
"line": "Nampahitsy ny zoron'ilay tsipika.",
"area": "Nampahitsy ireo zoron'ilay faritra."
},
"not_squarish": "Tsy mety atao efajoro mahitsy ito satria tsy manakaiky ny endrika efajoro.",
"too_large": "Tsy mety atao efajoro mahitsy ito satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
"connected_to_hidden": "Tsy mety atao efajoro mahitsy ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."
},
"straighten": {
"title": "Hampahitsy",
"description": "Hampahitsy ito tsipika ito.",
"key": "S",
"annotation": "Nampahitsy an'ilay tsipika.",
"too_bendy": "Tsy mety ampahitsiana ito satria miolaka loatra.",
"connected_to_hidden": "Tsy mety ampahitsiana ito tsipika ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."
},
"delete": {
"title": "Hamafa",
"description": {
"single": "Hamafa tanteraka an'ito singa ito.",
"multiple": "Hamafa tanteraka an'ireto singa ireto."
},
"annotation": {
"point": "Namafa an'ilay teboka.",
"vertex": "Namafa an'ilay vona tamin'ilay tsipika.",
"line": "Namafa an'ilay tsipika.",
"area": "Namafa an'ilay faritra.",
"relation": "Namafa an'ilay fifandraisana.",
"multiple": "Namafa singa {n}."
},
"too_large": {
"single": "Tsy mety fafàna ito singa ito satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
"multiple": "Tsy mety fafàna ireo singa ireo satria tsy ampy ny faritra miseho aminy."
},
"incomplete_relation": {
"single": "Tsy mety fafàna ito singa ito satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy.",
"multiple": "Tsy mety fafàna ireo singa ireo satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy."
},
"connected_to_hidden": {
"single": "Tsy mety fafàna ito singa ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho.",
"multiple": "Tsy mety fafàna ireo singa ireo satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho ny sasany aminy."
}
},
"connect": {
"annotation": {
"point": "Nampifandray an'ilay soritra tamin'ilay teboka.",
"vertex": "Nampifandray an'ilay soritra tamin'ny anankiray hafa.",
"line": "Nampifandray an'ilay soritra tamin'ilay tsipika.",
"area": "Nampifandray an'ilay soritra tamin'ilay faritra."
}
},
"disconnect": {
"title": "Hanatsoaka",
"description": "Hanasaraka an'ireto tsipika/faritra ireto.",
"key": "D",
"annotation": "Nanasaraka an'ireo tsipika/faritra.",
"not_connected": "Tsy ampy mba hosarahina ny tsipika/faritra misy.",
"connected_to_hidden": "Tsy mety tsoahina ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."
},
"merge": {
"title": "Hanambatra",
"description": "Hanambatra an'ireto singa ireto.",
"key": "C",
"annotation": "Nanambatra singa {n}.",
"not_eligible": "Tsy mety atambatra ireto singa ireto.",
"not_adjacent": "Tsy mety atambatra ireto singa ireto satria tsy mifampitohy ny faran'izy ireo.",
"incomplete_relation": "Tsy mety atambatra ireto singa ireto satria misy tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy."
},
"move": {
"title": "Hamindra",
"description": {
"single": "Hamindra an'ito singa ito amin'ny toerana hafa.",
"multiple": "Hamindra an'ireto singa ireto amin'ny toerana hafa."
},
"key": "M",
"annotation": {
"point": "Namindra an'ilay teboka.",
"vertex": "Namindra an'ilay vona tamin'ilay soritra.",
"line": "Namindra an'ilay tsipika.",
"area": "Namindra an'ilay faritra.",
"multiple": "Namindra singa maromaro."
},
"incomplete_relation": {
"single": "Tsy mety afindra ito singa ito satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy.",
"multiple": "Tsy mety afindra ireo singa ireo satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy."
},
"too_large": {
"single": "Tsy mety afindra ito singa ito satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
"multiple": "Tsy mety afindra ireo singa ireo satria tsy ampy ny faritra miseho aminy."
},
"connected_to_hidden": {
"single": "Tsy mety afindra ito singa ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho.",
"multiple": "Tsy mety afindra ireo singa ireo satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho ny sasany aminy."
}
},
"reflect": {
"key": {
"long": "T",
"short": "Y"
}
},
"rotate": {
"title": "Hanodina",
"description": {
"single": "Hanodina an'ito singa ito manodidina ny ivony.",
"multiple": "Hanodina an'ireto singa ireto manodidina ny ivony."
},
"annotation": {
"line": "Nanodina an'ilay tsipika.",
"area": "Nanodina an'ilay faritra.",
"multiple": "Nanodina singa maromaro."
},
"incomplete_relation": {
"single": "Tsy mety ahodina ito singa ito satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy.",
"multiple": "Tsy mety ahodina ireo singa ireo satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy."
},
"too_large": {
"single": "Tsy mety ahodina ito singa ito satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
"multiple": "Tsy mety ahodina ireto singa ireto satria misy tsy miseho ny sasany aminy."
},
"connected_to_hidden": {
"single": "Tsy mety ahodina ito singa ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho.",
"multiple": "Tsy mety ahodina ireo singa ireo satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho ny sasany aminy."
}
},
"reverse": {
"title": "Hamototra",
"description": "Hamototra ny fizotran'ito tsipika ito.",
"annotation": "Namototra an'ilay tsipika."
},
"split": {
"title": "Hizara",
"description": {
"line": "Hizara an'ito tsipika ito ho roa eto amin'ito vona ito.",
"area": "Hizara ny sisin'ito faritra ito ho roa."
},
"annotation": {
"line": "Hanapaka tsipika",
"area": "Hanapaka sisina faritra",
"multiple": "Hanapaka tsipika/sisina faritra {n}"
},
"not_eligible": "Tsy mety tapahana amin'ny fanombohany na ny fiafarany ny tsipika.",
"multiple_ways": "Misy tsipika maro loatra eto ka tsy mety tapahana.",
"connected_to_hidden": "Tsy mety tapahana ity satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."
}
},
"restriction": {
"controls": {
"distance": "Halavirana",
"distance_up_to": "Hatramin'ny {distance}",
"via": "Amin'ny alalan'ny",
"via_node_only": "Teboka ihany"
},
"help": {
"from": "AVY AO",
"via": "MANARAKA NY",
"to": "HATRAO"
}
},
"zoom_in_edit": "Hakaikezo raha hanova",
"info_panels": {
"background": {
"zoom": "Hakaiky"
}
},
"zoom": {
"in": "Hanakaiky",
"out": "Hanalavitra"
},
"cannot_zoom": "Tsy afaka manalavitra noho izao intsony amin'ity maody ity.",
"gpx": {
"zoom": "Hanangeza araky ny sosona"
},
"intro": {
"graph": {
"block_number": "<value for addr:block_number>",
"county": "<value for addr:county>",
"district": "<value for addr:district>",
"hamlet": "<value for addr:hamlet>",
"neighbourhood": "<value for addr:neighbourhood>",
"province": "<value for addr:province>",
"quarter": "<value for addr:quarter>",
"state": "<value for addr:state>",
"subdistrict": "<value for addr:subdistrict>",
"suburb": "<value for addr:suburb>",
"countrycode": "mg"
}
},
"shortcuts": {
"browsing": {
"navigation": {
"zoom": "Hanakaiky / Hanalavitra"
}
}
}
}
}